Bokin'ny Salamo 6:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Nampiarahina amin’ ny valiha. Al-hasheminith. Salamo nataon’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O LORD, rebuke me not in thine anger, neither chasten me in thy hot displeasure.
In Context
2Jehovah ô, aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy, ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy.
Cross References
1 Chronicles 15:21Ary Matitia sy Elifeleho sy Mikneia sy Obed-edoma sy Jeiela ary Azazia no nasaina nitendry ny lokanga tamin’ ny Seminita ho mpitarika.
Psalms 4:1Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 38:1Salamo nataon’ i Davida. Ho fampahatsiarovana.
Isaiah 54:9Fa amiko izany dia tahaka ilay ranon’ i Noa, ka toy ny nianianako fa tsy hanafotra ny tany intsony ilay ranon’ i Noa. Dia toy izany no ianianako fa tsy ho tezitra aminao na hiteny mafy anao intsony Aho.
Jeremiah 10:24Jehovah ô, anaro aho, nefa araka ny antonony ihany, fa tsy amin’ ny fahatezeranao, fandrao hataonao tonga tsinontsinona aho.
1 Corinthians 11:31Fa raha mba mamantatra ny tenantsika isika, dia tsy mba hotsaraina.