The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 38 › Bokin'ny Salamo 38:1

Bokin'ny Salamo 38:1

Salamo nataon’ i Davida. Ho fampahatsiarovana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O LORD, rebuke me not in thy wrath: neither chasten me in thy hot displeasure.

In Context

2Jehovah ô, aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy; ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy.

Read all of Bokin'ny Salamo 38

Cross References

Deuteronomy 9:19Fa natahotra ny fahavinirana sy ny fahatezerana aho, izay nahatezeran’ i Jehovah taminareo handringanana anareo. Dia nihaino ahy indray Jehovah tamin’ izany andro izany.

Psalms 70:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida. Ho fampahatsiarovana.

Psalms 88:15Jehovah ô, nahoana no manary ny fanahiko Hianao Ka manafina ny tavanao amiko?

Isaiah 54:8Tamin’ ny firehetan’ ny fahatezerako no nanafenako ny tavako taminao indray mipi-maso monja, fa amin’ ny famindram-po mandrakizay kosa no amindrako fo aminao, hoy Jehovah, Mpanavotra anao.

Jeremiah 30:11Fa momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah; Koa na dia levoniko aza ny firenena rehetra izay nampielezako anao, Hianao tsy mba holevoniko; Nefa kosa mba hanariko araka ny antonony ihany ianao, fa tsy dia havelako fotsiny.

Hebrews 12:5Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin’ ny zanaka hoe: “Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon’ i Jehovah, Ary aza reraka, raha resi-lahatry ny anatra ataony ianao;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 38:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 38Bokin'ny Salamo 38:2 →