The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 6 › Bokin'ny Salamo 6:5

Bokin'ny Salamo 6:5

Miverena, Jehovah ô, afaho ny fanahiko; Vonjeo aho noho ny famindram-ponao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For in death there is no remembrance of thee: in the grave who shall give thee thanks?

In Context

4Ny fanahiko koa dia mangovitra loatra; fa Hianao, Jehovah ô, mandra-pahoviana?

6Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin’ ny fahafatesana, any amin’ ny fiainan-tsi-hita iza no hidera Anao?

Read all of Bokin'ny Salamo 6

Cross References

Psalms 88:10Ny masoko efa pahina noho ny fahoriana; Jehovah ô, miantso Anao isan’ andro aho, Mamefy tanana aminao aho.

Psalms 115:17Ny maty tsy mba hidera an’ i Jehovah. Na izay midìna any amin’ ny mangingina;

Psalms 118:17Tsy ho faty aho, fa ho velona Ka hitory ny asan’ i Jehovah.

Isaiah 38:18Fa ny fiainan-tsi-hita tsy mba mahasaotra Anao, ny fahafatesana tsy mahadera Anao; Fa izay midìna any an-davaka dia tsy mahazo manantena ny fahamarinanao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 6:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 6:4Bokin'ny Salamo 6Bokin'ny Salamo 6:6 →