Bokin'ny Salamo 115:17
Ny maty tsy mba hidera an’ i Jehovah. Na izay midìna any amin’ ny mangingina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The dead praise not the LORD, neither any that go down into silence.
In Context
16Ny lanitra dia an’ i Jehovah: fa ny tany nomeny ho an’ ny zanak’ olombelona.
18Fa izahay hisaotra an’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay. Haleloia.
Read all of Bokin'ny Salamo 115
Cross References
Psalms 6:5Miverena, Jehovah ô, afaho ny fanahiko; Vonjeo aho noho ny famindram-ponao.
Psalms 30:9Hianao no nantsoiko, Jehovah ô; ary Jehovah no nifonako hoe:
Psalms 88:10Ny masoko efa pahina noho ny fahoriana; Jehovah ô, miantso Anao isan’ andro aho, Mamefy tanana aminao aho.