The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 61 › Bokin'ny Salamo 61:5

Bokin'ny Salamo 61:5

Aoka hitoetra ao an-tranonao mandrakizay aho; aoka hialoka ao ambanin’ ny fanomban’ ny elatrao aho,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For thou, O God, hast heard my vows: thou hast given me the heritage of those that fear thy name.

In Context

4Fa aroko Hianao sy tilikambo mafy handosirako ny fahavalo.

6Fa Hianao, Andriamanitra ô efa nandre ny voadiko; efa nomenao ahy ny lovan’ izay matahotra ny anaranao.

Read all of Bokin'ny Salamo 61

Cross References

Psalms 16:5Jehovah no anjara lovako sy kapoakako; Hianao no mampaharitra ny anjarako.

Psalms 56:12Andriamanitra no itokiako; ka tsy mba hatahotra aho; inona no hataon’ ny olona amiko?

Psalms 66:19Kanefa efa nihaino tokoa Andriamanitra; efa nihaino ny feon’ ny fivavako Izy.

Psalms 91:2Izaho hilaza an’ i Jehovah hoe: Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy Ary Andriamanitro, Izay hitokiako.

Malachi 3:16Ary tamin’ izany izay natahotra an’ i Jehovah dia samy niresaka tamin’ ny namany avy; ary Jehovah nihaino ka nandre izany; ary nisy boky nosoratana teo anatrehany ho fahatsiarovana izay matahotra an’ i Jehovah sy mihevitra ny anarany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 61:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 61:4Bokin'ny Salamo 61Bokin'ny Salamo 61:6 →