The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 62 › Bokin'ny Salamo 62:2

Bokin'ny Salamo 62:2

Andriamanitra tokoa no iantombenan’ ny fanahiko; avy aminy ny famonjena ahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He only is my rock and my salvation; he is my defence; I shall not be greatly moved.

In Context

1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon’ i Davida.

3Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra aho.

Read all of Bokin'ny Salamo 62

Cross References

Deuteronomy 32:30Hataon’ ny irery ahoana no fanenjika ny arivo, Ary hataon’ ny roa lahy ahoana no fampandositra ny iray alina, Raha tsy ny Vatolampiny no efa nivarotra azy, Ary Jehovah no efa nanolotra azy?

Psalms 21:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 37:24Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.

Psalms 59:9Kanjo Hianao, Jehovah ô, hihomehy azy; Hianao haneso ny firenena rehetra.

Psalms 62:6Miantombena amin’ Andriamanitra tokoa ianao, ry fanahiko; fa Izy no antenaiko.

Psalms 89:26Dia hampitoetra ny tànany amin’ ny ranomasina Aho Ary ny tànany ankavanana amin’ ny ony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 62:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 62:1Bokin'ny Salamo 62Bokin'ny Salamo 62:3 →