Bokin'ny Salamo 62:4
Mandra-pahoviana no hirohotanareo hamely olona sy handrodananareo rehetra azy toy ny manda mirona sy ny rova mihozongozona;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 62
Cross References
Psalms 2:1Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firenena?
Psalms 28:3Aza atao indray manakipaka amin’ ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin’ ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony.
Psalms 52:3Nahoana no mandoka tena amin’ ny haratsiana ianao, ry ilay mahery? Ny famindram-pon’ Andriamanitra maharitra mandrakariva.
Psalms 119:163Halako ny lainga ka ataoko ho fahavetavetana; Ny lalànao no tiako.
Proverbs 13:5Ny lainga dia halan’ ny marina; Fa ny ratsy fanahy manao izay maharikoriko sy mahamenatra.
Hosea 7:3Amin’ ny faharatsiany no ampifaliany ny mpanjaka, ary amin’ ny laingany ny mpanapaka.