The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:163

Bokin'ny Salamo 119:163

Halako ny lainga ka ataoko ho fahavetavetana; Ny lalànao no tiako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I hate and abhor lying: but thy law do I love.

In Context

162Faly aho noho ny teninao Tahaka ny mahazo babo be.

164Impito isan’ andro no iderako Anao Noho ny fitsipikao marina.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 119:29Ny lalan’ ny lainga no esory amiko: Ary ny lalànao no anasoavy ahy.

Psalms 119:104Ny didinao no nahazoako fahalalana; Izany no ankahalako ny lalam-pitaka rehetra.

Psalms 119:128Izany no iheverako ny didy rehetra ho marina avokoa; Halako ny lalam-pitaka rehetra;

Proverbs 13:5Ny lainga dia halan’ ny marina; Fa ny ratsy fanahy manao izay maharikoriko sy mahamenatra.

Amos 5:15Ankahalao ny ratsy, ka tiavo ny tsara, ary aoreno eo am-pitsarana ny rariny; Angamba Jehovah, Andriamanitry ny maro, hamindra fo amin’ izay sisa amin’ i Josefa.

Ephesians 4:25Koa esory ny lainga, ka samia milaza ny marina amin’ ny namany avy ianareo rehetra; fa samy isan’ ny momba ny tenan’ ny namantsika avokoa isika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:163

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:162Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:164 →