The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 63 › Bokin'ny Salamo 63:8

Bokin'ny Salamo 63:8

Fa efa namonjy ahy Hianao, ary ao ambanin’ ny aloky ny elatrao no hihobiako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My soul followeth hard after thee: thy right hand upholdeth me.

In Context

7Raha mahatsiaro Anao eo am-pandriako aho, dia mieritreritra Anao amin’ ny fiambenan’ alina.

9Mifikitra amiko ny fanahiko; manohana ahy ny tananao ankavanana.

Read all of Bokin'ny Salamo 63

Cross References

2 Chronicles 31:21Ary ny raharaha rehetra izay natombony ny amin’ ny fanompoana ao an-tranon’ Andriamanitra sy ny lalàna ary ny didy hitadiavana an’ Andriamaniny dia nataony tamin’ ny fony rehetra, fa nambinina izy

Psalms 37:24Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.

Psalms 73:23Nefa izaho dia eo aminao ihany mandrakariva, mihazona ny tanako ankavanana Hianao.

Psalms 94:18Fony aho nanao hoe: Mangozohozo ny tongotro, Dia ny famindram-ponao, Jehovah ô, no nanohana ahy.

Song of Solomon 2:6Aoka ny tànany ankavia hanondana ahy, ary aoka ny tànany ankavanana hanohona ahy.

Isaiah 26:9Amin’ ny fanahiko no aniriako Anao nony alina; Eny, ny saiko ato anatiko no itadiavako Anao fatratra; Fa raha mamely ny tany ny fitsaranao, dia mianatra fahamarinana ny mponina amin’ izao tontolo izao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 63:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 63:7Bokin'ny Salamo 63Bokin'ny Salamo 63:9 →