The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 65 › Bokin'ny Salamo 65:12

Bokin'ny Salamo 65:12

Satrohanao voninahitra ny taona fitahianao; ary ny dianao mitete menaka.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They drop upon the pastures of the wilderness: and the little hills rejoice on every side.

In Context

11Mahampoka ny tany voasa Hianao ka mampiravona azy; ranonorana mivatravatra no amontosanao azy; mitahy ny fitsimohany Hianao.

13Vonton-drano ny fiandrasana ondry any an-efitra, ary misikìna fifaliana ny havoana.

Read all of Bokin'ny Salamo 65

Cross References

Psalms 65:6Zava-mahatahotra no ataonao amin’ ny fahamarinana ho valin’ ny vavakay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, ry tokin’ ny faran’ ny tany rehetra sy ny ranomasina eny lavitra eny.

Isaiah 55:9Fa tahaka ny hahavon’ ny lanitra noho ny tany no hahavon’ ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo.

Joel 2:22Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-efitra, mamoa ny hazo, ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 65:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 65:11Bokin'ny Salamo 65Bokin'ny Salamo 65:13 →