Bokin'ny Salamo 65:14
Rakotra ondry ny saha; ary voasarona vary ny lohasaha: mihoby izy, eny, mihira koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
13Vonton-drano ny fiandrasana ondry any an-efitra, ary misikìna fifaliana ny havoana.
Read all of Bokin'ny Salamo 65