Bokin'ny Salamo 65:5
Sambatra izay fidinao ka ampanatoninao hitoetra eo an-kianjanao; Te-ho voky ny zava-tsoa ao amin’ ny tranonao izahay dia ny zava-masìna ao amin’ ny tempolinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4Ny zava-mahameloka ahy dia mihoatra noho izay zakako; nefa Hianao no mamela ny fahadisoanay.
Read all of Bokin'ny Salamo 65
Cross References
Deuteronomy 10:21Izy no fidèranao, ary Izy no Andriamanitrao, Izay efa nanao ireo zavatra lehibe sy mahatahotra ireo taminao, izay efa hitan’ ny masonao.
Psalms 36:9Voky ny matavy ao an-tranonao izy; ary ny ony fampifalianao no ampisotroanao azy.
Psalms 47:2Mitehafa tanana, ry firenena rehetra; mihobia ho an’ Andriamanitra.
Psalms 68:19Efa niakatra ho any amin’ ny avo Hianao ka mitondra babo; efa nandray fanomezana teo amin’ ny olombelona Hianao ― eny, teo amin’ ny maditra aza,― mba hitoeran’ i Jehovah Andriamanitra any.
Psalms 84:5Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao; hidera Anao mandrakariva izy. [Sela.]
Psalms 107:23Izay midìna any an-dranomasina ka mandeha an-tsambo Sy manao raharaha any amin’ ny rano lehibe