Bokin'ny Salamo 107:23
Izay midìna any an-dranomasina ka mandeha an-tsambo Sy manao raharaha any amin’ ny rano lehibe
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They that go down to the sea in ships, that do business in great waters;
In Context
22Ary aoka hanatitra fanati-pisaorana izy Sy hilaza ny asany amin’ ny fihobiana.
24No mahita ny asan’ i Jehovah Sy ny fahagagana ataony amin’ ny rano lalina.
Read all of Bokin'ny Salamo 107
Cross References
Psalms 104:26Any no alehan’ ny sambo Sy ny trozona, izay noforoninao hilaolao any.
Ezekiel 27:26Nentin’ ny mpivoinao teny amin’ ny rano be ianao, dia nahavaky anao tao amin’ ny ranomasina ny rivotra avy any atsinanana.
Revelation 18:17Fa tamin’ ny ora iray monja no nahafoana ny harena be toy izany. Ary ny mpitondra sambo rehetra sy izay rehetra mandeha eny ambonin’ ny ranomasina sy ny matilo ary izay rehetra manao raharaha any an-dranomasina dia nijanona teny lavitra eny,