Bokin'ny Salamo 66:18
Raha nankasitraka ota tao am-poko aho, dia tsy mba hihaino ny Tompo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If I regard iniquity in my heart, the Lord will not hear me:
In Context
17Izy no nantsoin’ ny vavako; ary ny fanandratana Azy no teo ambanin’ ny lelako.
19Kanefa efa nihaino tokoa Andriamanitra; efa nihaino ny feon’ ny fivavako Izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 66
Cross References
Job 27:8Fa inona no fanantenan’ ny mpihatsaravelatsihy, raha maito ny ainy, ka tsoahan’ Andriamanitra ny fanahiny?
Job 36:21Tandremo, aza mivily ho amin’ ny ratsy; Fa saingy ozoim-pahoriana ianao, dia mifidy izany.
Proverbs 15:29Jehovah dia lavitra ny ratsy fanahy; Fa ny fivavaky ny marina no henoiny.
Proverbs 28:9Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna, Na ny fivavahany aza dia fahavetavetana.
John 9:31Fantatsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota; fa izay mivavaka aminy sy manao ny sitrapony no henoiny.