Bokin'ny Salamo 66:8
Misaora an’ Andriamanitsika, ry firenena; ary asandrato ny feo fiderana Azy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O bless our God, ye people, and make the voice of his praise to be heard:
In Context
9Izay mampitoetra ny fanahintsika amin’ ny fiainana ka tsy mamela ny tongotsika hangozohozo.
Read all of Bokin'ny Salamo 66
Cross References
Psalms 47:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta. Salamo.
Psalms 98:4Mihobia ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra, Velomy ny hoby, ka mihirà.
Romans 15:10Ary hoy koa Izy: Miravoravoa, ry jentilisa, mbamin’ ny olony.
Revelation 19:1Rehefa afaka izany, dia nahare hoatra ny feon’ ny vahoaka betsaka tany an-danitra aho nanao hoe: Haleloia! Ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery dia an’ Andriamanitsika;