Bokin'ny Salamo 69:17
Valio aho, Jehovah ô, fa tsara ny famindram-ponao; todiho aho araka ny haben’ ny fiantranao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And hide not thy face from thy servant; for I am in trouble: hear me speedily.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 69
Cross References
Psalms 13:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 27:9Aza manafina ny tavanao amiko, aza mandroaka ny mpanomponao an-katezerana; efa famonjena ahy Hianao; aza manary na mahafoy ahy, ry Andriamanitry ny famonjena ahy.
Psalms 44:24Mifohaza, ry Tompo ô, nahoana no matory Hianao? Mitsangàna, aza manary mandrakizay.
Psalms 70:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida. Ho fampahatsiarovana.
Psalms 143:7Faingàna hamaly ahy, Jehovah ô, fa reraka ny fanahiko; Aza manafina ny tavanao amiko, Fandrao ho tahaka izay midìna any am-pasana aho.
Lamentations 3:22Ny famindram-pon’ i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany.