The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 70 › Bokin'ny Salamo 70:1

Bokin'ny Salamo 70:1

Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida. Ho fampahatsiarovana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Make haste, O God, to deliver me; make haste to help me, O LORD.

In Context

2Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.

Read all of Bokin'ny Salamo 70

Cross References

2 Samuel 17:1Ary hoy Ahitofela tamin’ i Absaloma: Aoka aho hifantina lehilahy roa arivo amby iray alina ka hiainga hanenjika an’ i Davida anio alina;

Psalms 40:13Fa nanodidina ahy ny fahoriana tsy tambo isaina; nahazo ahy ny heloko, ka tsy mahay mijery aho; maro noho ny volon-dohako ireny, ka reraka ny foko.

Psalms 69:18Ary aza manafina ny tavanao amin’ ny mpanomponao; fa azom-pahoriana aho, koa faingàna hamaly ahy Hianao.

Psalms 143:7Faingàna hamaly ahy, Jehovah ô, fa reraka ny fanahiko; Aza manafina ny tavanao amiko, Fandrao ho tahaka izay midìna any am-pasana aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 70:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 70Bokin'ny Salamo 70:2 →