Bokin'ny Salamo 69:30
Fa izaho dia ory sy mahantra, Andriamanitra ô; aoka ny famonjenao no hanandratra ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will praise the name of God with a song, and will magnify him with thanksgiving.
In Context
31Hankalaza ny anaran’ Andriamanitra amin’ ny fihirana aho, ary hidera Azy amin’ ny fisaorana.
Read all of Bokin'ny Salamo 69
Cross References
Psalms 28:7Jehovah no heriko sy ampingako; izy no nitokian’ ny foko, ka voavonjy aho; dia mifaly ny foko, ka ny hirako no hiderako Azy.
Psalms 40:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 118:21Hidera Anao aho, fa efa namaly ahy Hianao Ka efa famonjena ahy.