Bokin'ny Salamo 69:29
Aoka hovonoina tsy ho eo amin’ ny bokin’ ny velona ny anarany, ary aoka tsy hosoratana eo amin’ ny marina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But I am poor and sorrowful: let thy salvation, O God, set me up on high.
In Context
28Aoka hiampy ny helony; ary aoka tsy hiditra amin’ ny fahamarinanao izy.
30Fa izaho dia ory sy mahantra, Andriamanitra ô; aoka ny famonjenao no hanandratra ahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 69
Cross References
Psalms 18:48Dia Andriamanitra, Izay manao famaliana ho ahy ka mampanaiky ny firenena ahy.
Psalms 22:27Hihinana ny mpandefitra ka ho voky; hidera an’ i Jehovah izay mitady azy; ho velona mandrakizay anie ny fonareo.
Psalms 59:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon’ i Davida, fony Saoly naniraka, ka nisy niambina ny trano hamonoana azy.
Psalms 89:26Dia hampitoetra ny tànany amin’ ny ranomasina Aho Ary ny tànany ankavanana amin’ ny ony.
Psalms 109:22Fa mahantra sy malahelo aho, Ary ny foko dia voatsindrona ato anatiko.
Isaiah 53:2Fa naniry teo anatrehany tahaka ny zana-kazo madinika Izy sy tahaka ny solofon-kazo amin’ ny tany karankaina; tsy nanana endrika na fahatsaran-tarehy Izy; Ary raha nijery Azy isika, dia tsy nisy hatsaran-tarehy haniriantsika Azy.