Bokin'ny Salamo 70:4
Aoka hiamboho noho ny fahamenarany izay manao hoe: Hià! sakoa izay!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 70
Cross References
Psalms 5:11Helohy izy, Andriamanitra ô; Aoka ho lavon’ ny saina ataony izy; Roahy izy noho ny haben’ ny fahotany, satria efa niodina taminao.
Psalms 40:16Aoka ho ankona noho ny fahamenarany ireny manao amiko hoe: Hià! sakoa izay!
Isaiah 61:10Hifaly dia hifaly amin’ i Jehovah aho, ny fanahiko ho ravoravo amin’ Andriamanitro; fa notafiany fitafiana famonjena aho, ary nakanjoiny akanjo fahamarinana, toy ny mpampakatra misatroka hamama tahaka ny mpisorona, ary toy ny ampakarina miravaka ny firàvany.
Lamentations 3:25Tsara Jehovah amin’ izay manantena Azy, dia amin’ ny olona izay mitady Azy.