The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 70 › Bokin'ny Salamo 70:5

Bokin'ny Salamo 70:5

Aoka hifaly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; ary aoka izay tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Andriamanitra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But I am poor and needy: make haste unto me, O God: thou art my help and my deliverer; O LORD, make no tarrying.

In Context

4Aoka hiamboho noho ny fahamenarany izay manao hoe: Hià! sakoa izay!

6Fa izaho dia ory sy malahelo; faingàna hankatỳ amiko, Andriamanitra ô; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Jehovah ô.

Read all of Bokin'ny Salamo 70

Cross References

Psalms 13:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 69:29Aoka hovonoina tsy ho eo amin’ ny bokin’ ny velona ny anarany, ary aoka tsy hosoratana eo amin’ ny marina.

Psalms 141:1Salamo nataon’ i Davida. Jehovah ô, mitaraina aminao aho, faingàna hankatỳ amiko; Henoy ny feoko amin’ ny fiantsoako Anao.

Revelation 22:20Hoy Izay manambara ireo zavatra ireo: Eny, avy faingana Aho. Amena. Avia, Jesosy Tompo!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 70:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 70:4Bokin'ny Salamo 70Bokin'ny Salamo 70:6 →