Bokin'ny Salamo 73:10
Izany no itodihan’ ny olony hankany aminy; ary rano be no gohin’ ireny;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore his people return hither: and waters of a full cup are wrung out to them.
In Context
9Manao vava manakatra ny lanitra izy, ary ny lelany mandeha mitety ny tany.
11Ka hoy izy: Hataon’ Andriamanitra ahoana no fahalala? ary manam-pahalalana va ny Avo Indrindra?
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
Psalms 75:8Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny anankiray Izy ary manandratra ny anankiray kosa.