The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 73 › Bokin'ny Salamo 73:9

Bokin'ny Salamo 73:9

Manao vava manakatra ny lanitra izy, ary ny lelany mandeha mitety ny tany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They set their mouth against the heavens, and their tongue walketh through the earth.

In Context

8Manazimbazimba izy ka miresaka fampahoriana an-dolom-po; avo vava izy.

10Izany no itodihan’ ny olony hankany aminy; ary rano be no gohin’ ireny;

Read all of Bokin'ny Salamo 73

Cross References

2 Chronicles 32:15Koa ankehitriny, aza avela hamitaka anareo Hezekia, na hitaona anareo tahaka izao; aza mino azy ianareo; fa tsy nisy andriamanitra tany amin’ ny firenena sy ny fanjakana rehetra izay nahavonjy ny olony tamin’ ny tanako sy ny tanan’ ny razako; koa aiza ny Andriamanitrareo no hahavonjy anareo amin’ ny tanako?

Psalms 52:4Loza no heverin’ ny lelanao, tahaka ny hareza maranitra, ry mpanao fitaka.

Daniel 7:25Ary hiteny hanohitra ny Avo Indrindra izy sy hampahory ny olo-masin’ ny Avo Indrindra ary hitady hanova fotoana sy lalàna; ary hatolotra eny an-tànany ireo ambara-pahatapitry ny fetr’ andro iray sy ny fetr’ andro roa ary ny antsasaky ny fetr’ andro.

James 3:6Ary afo ny lela, dia faharatsiana tsy hita lany; eo amin’ ny momba ny tenantsika dia ny lela no mampipentimpentina ny tena rehetra ka mampirehitra izao zavatra ary rehetra izao, sady arehitry ny helo izy;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 73:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 73:8Bokin'ny Salamo 73Bokin'ny Salamo 73:10 →