Bokin'ny Salamo 73:15
Raha tahìny aho nanao hoe: Hiteny izany aho, dia ho namitaka ireo zanakao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If I say, I will speak thus; behold, I should offend against the generation of thy children.
In Context
14Azom-pahoriana mandritra ny andro aho, ary faizana isa-maraina.
16Dia nieritreritra ta-hahalala izany zavatra izany aho, kanjo sarotra teo imasoko izany.
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
1 Samuel 2:24Tsia anaka, fa tsy tsara ny teny reko; fa mampanota ny olon’ i Jehovah ianareo.
Psalms 22:30Hihinana sy hiankohoka ny mpanefoefo rehetra ambonin’ ny tany, eo anatrehany no hiondrehan’ izay rehetra efa hidina any amin’ ny vovoka ka tsy mahavelona ny ainy.
Malachi 2:8Fa ianareo kosa dia efa nivily lalana sady nampahatafintohina olona maro ny amin’ ny lalàna ary namadika ny fanekena amin’ i Levy, hoy Jehovah; Tompon’ ny maro.
Romans 14:15Fa raha mampalahelo ny rahalahinao ny fihinanao, dia tsy mba manaraka ny fitiavana intsony ianao. Aza ny fihinanao no animbanao azy, fa efa maty Kristy hamonjy azy.
1 Corinthians 8:11Fa verin’ ny fahalalanao ny malemy, dia ny rahalahy izay navotan’ i Kristy tamin’ ny fahafatesana?