Bokin'ny Salamo 73:16
Dia nieritreritra ta-hahalala izany zavatra izany aho, kanjo sarotra teo imasoko izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When I thought to know this, it was too painful for me;
In Context
15Raha tahìny aho nanao hoe: Hiteny izany aho, dia ho namitaka ireo zanakao.
17Mandra-piditro tao amin’ ny fitoera-masin’ Andriamanitra ka nihevitra izay ho farany.
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
Psalms 36:6Jehovah ô, mipaka amin’ ny lanitra ny famindram-ponao; mihatra amin’ ny rahona ny fahamarinanao.
Psalms 77:19Ny fikotrokotroky ny kotrokorana dia teo amin’ ny tadio; nahazava izao rehetra izao ny helatra; nihovotrovotra sy nihorohoro ny tany.
Proverbs 30:2Izaho dia biby, fa tsy olona, Ary tsy manan-tsain’ olombelona aho.
Ecclesiastes 8:17dia hitako avokoa ny asan’ Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain’ ny olona ny asa atao atỳ ambanin’ ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona, tsy ho hitany; eny, na ny hendry aza no manao hahafantatra izany, dia tsy ho azony fantarina akory.
John 16:18Ary hoy koa ireo: Inona izany lazainy hoe vetivety foana izany? Tsy fantatsika izay lazainy.