Bokin'ny Salamo 73:8
Manazimbazimba izy ka miresaka fampahoriana an-dolom-po; avo vava izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They are corrupt, and speak wickedly concerning oppression: they speak loftily.
In Context
7Bongon-tavy ny masony; miloatra ny hevitry ny fony.
9Manao vava manakatra ny lanitra izy, ary ny lelany mandeha mitety ny tany.
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
Exodus 1:9Ary izy niteny tamin’ ny vahoakany hoe: Indro, ny firenen’ ny Zanak’ Isiraely efa maro sy mahery noho isika;
1 Kings 21:7Ary hoy Jezebela vadiny taminy: Moa ianao tokoa va no manjaka amin’ ny Isiraely izao? Miarena, mihinàna hanina, ary aoka ho ravoravo ny fonao; izaho hanome anao ny tanim-boalobok’ i Nabota Jezirelita.
Psalms 10:2Noho ny fireharehan’ ny ratsy fanahy dia enjehina mafy ny malahelo; azon’ ny fahendrena nataony izy ireny.
Psalms 12:4Holevonin’ i Jehovah anie ny molotra mandrobo rehetra sy ny lela miteny avonavona,
Psalms 17:10Efa mihirim-belona izy; teny miavonavona no aloaky ny vavany.
Proverbs 30:13Misy taranaka, endrey ny fiandrandran’ ny masony Sy ny fisondrotry ny hodi-masony!