Bokin'ny Salamo 74:6
Ary amin’ izao ny rafitra misoratra rehetra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But now they break down the carved work thereof at once with axes and hammers.
In Context
5Ny fijery azy dia tahaka ny olona manainga famaky hijinja ny ala mikitroka;
Read all of Bokin'ny Salamo 74
Cross References
1 Kings 6:29Ary ny rindrina manodidina nosoratany nasiany sarin’ ny kerobima sy hazo rofia ary voninkazo mivelatra, na ny efitra anatiny, na ny ati-trano lehibe.
1 Kings 6:35Ary nosoratany nasiany sarin’ ny kerobima sy ny hazo rofia ary voninkazo mivelatra ireo, dia nopetahany volamena manify ny sorany.