Bokin'ny Salamo 75:6
Aza manandratra ny tandrokareo ho avo; ary aza miteny sahisahy amin’ ny fahamafian-katoka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For promotion cometh neither from the east, nor from the west, nor from the south.
In Context
5Hoy izaho tamin’ ny mpirehareha: aza mirehareha, ary tamin’ ny ratsy fanahy: aza manandra-tandroka;
7Fa tsy avy any atsinanana, na avy any andrefana, na avy any atsimo, ny fisandratana.
Read all of Bokin'ny Salamo 75
Cross References
Psalms 3:3Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin’ Andriamanitra izy. [Sela.]
Jeremiah 48:30Izaho mahalala ny fihoa-bavany sy ny fibedibediny foana, hoy Jehovah; Tsinontsinona ny ataony.