Bokin'ny Salamo 77:4
Ta-hahatsiaro an’ Andriamanitra aho, ka dia nisento; te-hieritreritra aho, ka dia reraka ny fanahiko. [Sela.]
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou holdest mine eyes waking: I am so troubled that I cannot speak.
In Context
5Mampiari-tory ny masoko Hianao; mitebiteby aho ka tsy mahateny.
Read all of Bokin'ny Salamo 77
Cross References
Esther 6:1Ary tamin’ iny alina iny tsy nahita torimaso ny mpanjaka ka nampaka ny boky fitadidiana ny tantara; ary novakina teo anatrehan’ ny mpanjaka izany.
Job 6:3Fa ankehitriny mavesatra noho ny fasika any an-dranomasina ny fahoriako, koa dia nirediredy aho.
Psalms 6:6Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin’ ny fahafatesana, any amin’ ny fiainan-tsi-hita iza no hidera Anao?