Bokin'ny Salamo 77:5
Mampiari-tory ny masoko Hianao; mitebiteby aho ka tsy mahateny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I have considered the days of old, the years of ancient times.
In Context
6Nihevitra ny andro fahiny aho, dia ny taon-dasa ela.
Read all of Bokin'ny Salamo 77
Cross References
Psalms 44:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta. Maskila.
Psalms 102:8Tsy mahita tory aho Sady tahaka ny tsikirity irery eo an-tampontrano.
Isaiah 51:9Mifohaza, mifohaza, ry sandrin’ i Jehovah, mitafia hery! Mifohaza tahaka ny tamin’ ny andro fahiny! dia tamin’ ny taranaka lasa ela. Tsy Hianao va Ilay nitetitetika an-dRahaba sy nitomboka ny dragona?
Micah 7:14Ny tehinao no ento miandry ny olonao, Dia ny ondry lovanao, Izay monina mitokana, dia any an’ ala ao an-tampon’ i Karmela; Aoka handrasana any Basana sy Gileada ireny Toy ny tamin’ ny andro taloha ela.