Bokin'ny Salamo 78:28
Ka nalatsany teny afovoan’ ny tobiny, manodidina ny fitoerany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he let it fall in the midst of their camp, round about their habitations.
In Context
29Dia nihinana izy ireo ka voky tsara, ary izay nilainy dia nomeny azy.
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
Exodus 16:13Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; ary nony maraina dia nisy ando manodidina ny toby;