Bokin'ny Salamo 78:27
Dia nampilatsahany hena betsaka hoatra ny vovoka izy sy voro-manidina hoatra ny fasiky ny ranomasina,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He rained flesh also upon them as dust, and feathered fowls like as the sand of the sea:
In Context
28Ka nalatsany teny afovoan’ ny tobiny, manodidina ny fitoerany.
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
Exodus 16:12Efa reko ny fimonomononan’ ny Zanak’ Isiraely, koa mitenena aminy hoe: Anio hariva dia hihinan-kena ianareo, ary rahampitso maraina kosa dia ho voky mofo ianareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Numbers 11:31Ary nisy rivotra nivoaka avy tamin’ i Jehovah ka nitondra papelika avy tany amin’ ny ranomasina ary nampihahakahaka azy teny amin’ ny toby, ka tokony ho lalana indray andro manodidina ny toby no nisy azy, ary tokony ho roa hakiho ambonin’ ny tany izy.