Bokin'ny Salamo 78:31
Dia nirehitra taminy ny fahatezeran’ Andriamanitra, ka nahafatesany ny tremalahy teo aminy, ary naripany ny zatovolahin’ ny Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
30Nefa tsy niala tamin’ ny filàny izy, ary mbola teo am-bavany ihany ny haniny;
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
Isaiah 10:16Koa izany no anateran’ ny Tompo, dia ny Tompon’ ny maro, fahahiazana amin’ ny tremalahiny; Ary ao ambanin’ ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.