Bokin'ny Salamo 78:30
Nefa tsy niala tamin’ ny filàny izy, ary mbola teo am-bavany ihany ny haniny;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They were not estranged from their lust. But while their meat was yet in their mouths,
In Context
29Dia nihinana izy ireo ka voky tsara, ary izay nilainy dia nomeny azy.
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
Numbers 22:20Ary nony alina dia nankao amin’ i Balama Andriamanitra ka nanao taminy hoe: Raha haka anao no nahatongavan’ ireo olona ireo, dia miaingà ka mandehana ihany miaraka aminy; kanefa ny teny izay holazaiko aminao ihany no hataonao.
Luke 16:19Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan’ andro tamin’ ny fahafinaretana.