Bokin'ny Salamo 78:44
Nampody ny oniny ho rà Izy, ary ny reniranony tsy azony nisotroana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And had turned their rivers into blood; and their floods, that they could not drink.
In Context
43Izay nanaovany famantarana tany Egypta, sy fahagagana tany an-tany lemak’ i Zoana:
45Nandefa lalitra betsaka hamely azy Izy, ka nandany azy ireny, ary sahona, ka nanimba azy ireny.
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
Exodus 7:20Ary nataon’ i Mosesy sy Arona izany, araka izay nandidian’ i Jehovah; dia nanainga ny tehina izy ka namely ny rano tao Neily teo imason’ i Farao sy teo imason’ ny mpanompony, dia tonga rà ny rano rehetra tao Neily;
Revelation 16:3Ary ny faharoa nampidina ny tao an-doviany tamin’ ny ranomasina; dia nody rà tahaka ny ran’ ny olona maty ny ranomasina: ary maty ny zava-manan’ aina rehetra tao aminy.