Bokin'ny Salamo 78:65
Dia nifoha ny Tompo tahaka ny anankiray avy natory, tahaka ny lehilahy mahery izay miantsoantso azon’ ny divay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the Lord awaked as one out of sleep, and like a mighty man that shouteth by reason of wine.
In Context
64Ny mpisorony lavon-tsabatra, nefa ny mpitondratenan’ ireo tsy nisaona.
66Dia namely ny fahavalony hiamboho Izy ka nahafa-baraka azy mandrakizay.
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
Deuteronomy 23:15Fa Jehovah Andriamanitrao mandeha eo afovoan’ ny tobinao hamonjy anao sy hanolotra ny fahavalonao eo anoloanao; ka dia ho masìna ny tobinao, mba tsy hahita zavatra maloto eo aminao izy ka tsy hiala aminao.
Psalms 44:23Fa noho ny aminao no amonoana anay mandrakariva; toy ny ondry hovonoina no fijery anay.
Isaiah 42:13Jehovah mivoaka tahaka ny lehilahy mahery, tahaka ny fanaon’ ny mpiady no amohazany ny fahatezerany; Miantsoantso Izy, eny, mihiaka mafy; Mampiseho hery haharesy ny fahavalony Izy.
Zephaniah 3:17Jehovah Andriamanitrao no ao aminao, Mahery Izy ka hamonjy; Hiravoravo anao amin’ ny fifaliana Izy; Ho sondriana amin’ ny fitiavany Izy; Hifaly anao amin’ ny fihobiana Izy.