Bokin'ny Salamo 81:9
Mihainoa, ry oloko, dia hambarako aminao; enga anie hihaino Ahy ianao, ry Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
There shall no strange god be in thee; neither shalt thou worship any strange god.
In Context
10Aza asiana andriamani-kafa eo aminao; ary aza mivavaka amin’ ny andriamanitry ny firenena hafa.
Read all of Bokin'ny Salamo 81
Cross References
Exodus 20:3Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
Deuteronomy 32:12Jehovah irery no nitondra azy, Ary tsy nisy andriamani-kafa teo aminy.
Psalms 44:20Nefa Hianao nanorotoro anay teo amin’ ny fitoeran’ ny amboadia sy nanarona anay tamin’ ny aloky ny fahafatesana.
Isaiah 28:23Mihainoa ianareo, ka mandrenesa ny feoko; Mitandrema, ka mandrenesa ny teniko.
Hosea 4:1Mihainoa ny tenin’ i Jehovah, ianareo Zanak’ Isiraely! Fa Jehovah manana ady amin’ ny mponina amin’ ny tany, satria tsy misy fahamarinana, na fitiavana, na fahalalana an’ Andriamanitra eo amin’ ny tany,
1 Corinthians 8:5Fa na dia misy aza atao hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany (toy ny misy andriamanitra maro sy tompo maro);