The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 83 › Bokin'ny Salamo 83:6

Bokin'ny Salamo 83:6

Fa efa niray tetika tokoa ireo, ka nanao fanekena hanohitra Anao,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The tabernacles of Edom, and the Ishmaelites; of Moab, and the Hagarenes;

In Context

5Hoy izy: Avia, ka andeha hofongorantsika tsy ho firenena izy, mba tsy hotsarovana intsony ny anaran’ Isiraely.

7Dia ny lain’ ny Edomita sy ny Isimaelita, ny Moabita sy ny Hagarita,

Read all of Bokin'ny Salamo 83

Cross References

Genesis 25:12Ary izao no taranak’ Isimaela, zanakalahin’ i Abrahama izay naterak’ i Hagara, ilay Egyptiana, andevovavin’ i Saraha, tamin’ i Abrahama:

1 Chronicles 5:10Ary tamin’ ny andron’ i Saoly dia niady tamin’ ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day eran’ ny ilany atsinanana rehetra amin’ i Gileada izy.

2 Chronicles 20:1Ary nony afaka izany, dia avy hiady tamin’ i Josafata ny taranak’ i Moaba sy ny taranak’ i Amona mbamin’ ny any ankoatry ny Amonita.

Psalms 2:2Ireo mpanjakan’ ny tany mitsangana, Ary ny mpanapaka miara-mioko hanohitra an’ i Jehovah sy ny Mesiany ka manao hoe:

Jeremiah 48:42Ary horavana tsy ho firenena intsony Moaba. Satria niavonavona tamin’ i Jehovah izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 83:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 83:5Bokin'ny Salamo 83Bokin'ny Salamo 83:7 →