The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 83 › Bokin'ny Salamo 83:7

Bokin'ny Salamo 83:7

Dia ny lain’ ny Edomita sy ny Isimaelita, ny Moabita sy ny Hagarita,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Gebal, and Ammon, and Amalek; the Philistines with the inhabitants of Tyre;

In Context

6Fa efa niray tetika tokoa ireo, ka nanao fanekena hanohitra Anao,

8Ny Gebalita sy ny Amonita ary ny Amalekita, ny Filistina mbamin’ ny mponina any Tyro.

Read all of Bokin'ny Salamo 83

Cross References

1 Samuel 4:1Ary tonga tany amin’ ny Isiraely rehetra ny tenin’ i Samoela. Dia nandeha ny Isiraely hiady tamin’ ny Filistina ka nitoby teo anilan’ i Ebenezera; ary ny Filistina kosa nitoby tany Afeka.

1 Chronicles 5:10Ary tamin’ ny andron’ i Saoly dia niady tamin’ ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day eran’ ny ilany atsinanana rehetra amin’ i Gileada izy.

Ezekiel 27:9Ny zokiolon’ i Gebala sy izay hendry tany no tao aminao ho mpanentsin-tsambonao; ny sambo rehetra teny amin’ ny ranomasina mbamin’ ny matilony dia tonga tao aminao hanakalo ny rantonao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 83:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 83:6Bokin'ny Salamo 83Bokin'ny Salamo 83:8 →