Bokin'ny Salamo 84:12
Fa Masoandro sy Ampinga Jehovah Andriamanitra; fahasoavana sy voninahitra no homen’ i Jehovah; tsy hiaro zava-tsoa amin’ izay mandeha amin’ ny fahitsiana izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O LORD of hosts, blessed is the man that trusteth in thee.
In Context
13Jehovah, Tompon’ ny maro ô, sambatra izay olona matoky Anao.
Read all of Bokin'ny Salamo 84
Cross References
Psalms 3:4Kanjo Hianao, Jehovah ô, no ampinga manodidina ahy, Voninahitro sy mpanandratra ny lohako.
Psalms 62:8Andriamanitra no iankinan’ ny famonjena ahy sy ny voninahitro; ny vatolampiko mafy sy ny aroko dia ao amin’ Andriamanitra.
Psalms 146:5Sambatra izay manana an’ Andriamanitr’ i Jakoba ho Mpanampy azy Sady manantena an’ i Jehovah Andriamaniny,
Isaiah 50:10Iza aminareo no matahotra an’ i Jehovah ka mihaino ny feon’ ny Mpanompony? Na iza na iza mandeha amin’ ny maizina ka tsy manana fahazavana, aoka izy hatoky ny anaran’ i Jehovah sy hiankina amin’ Andriamaniny.
Jeremiah 17:7Hotahina izay olona matoky an’ i Jehovah, dia izay manana an’ i Jehovah ho tokiny.