Bokin'ny Salamo 89:15
Rariny sy fitsarana no fanorenan’ ny seza fiandriananao; Famindram-po sy fahamarinana no mialoha ny tavanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
14Manan-tsandry mahery Hianao; Mahery ny tananao, avo ny tananao ankavanana.
Read all of Bokin'ny Salamo 89
Cross References
Numbers 6:26Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana.
Numbers 23:21Tsy mijery faharatsiana eo amin’ i Jakoba Izy. Ary tsy mahita fahoriana eo amin’ ny Isiraely; Jehovah Andriamaniny no nomba azy, Ary hoby fanao amin’ andriana no re eo aminy.
Psalms 4:6Manatera fanati-pahamarinana, ary matokia an’ i Jehovah.
Psalms 90:6Amin’ ny maraina mamony izy, nefa mora miova; Amin’ ny hariva voajinja izy ka maina.
Psalms 98:4Mihobia ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra, Velomy ny hoby, ka mihirà.
Proverbs 16:15Amin’ ny fahamiramiranan’ ny tarehin’ ny mpanjaka dia misy fiainana, Ary ny fankasitrahany dia toy ny rahona amin’ ny fararano.