The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 89 › Bokin'ny Salamo 89:34

Bokin'ny Salamo 89:34

Nefa ny famindram-poko tsy hofoanako aminy, Ary ny fahamarinako tsy havadiko,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My covenant will I not break, nor alter the thing that is gone out of my lips.

In Context

33Dia hovaliako tsorakazo ny fahadisoany, Ary kapoka ny helony.

35Ny fanekeko tsy hotsoahako, Ary ny nolazain’ ny molotro tsy hovako.

Read all of Bokin'ny Salamo 89

Cross References

Leviticus 26:44Ary na dia izany rehetra izany aza, raha any amin’ ny tanin’ ny fahavalony izy, dia tsy holaviko ary tsy ho halako, fandrao lany ringana izy rehetra, ka rava ny fanekeko taminy; fa Izaho no Jehovah Andriamaniny.

2 Samuel 7:15nefa ny famindram-poko tsy mba hiala aminy, tahaka ny nanesorako izany tamin’ i Saoly, izay nesoriko teo alohanao.

1 Chronicles 17:13Izaho ho rainy, ary izy ho zanako; ary tsy hanaisotra ny famindram-poko aminy Aho, tahaka ny nanesorako izany tamin’ ilay nodiasanao;

Jeremiah 33:20Izao no lazain’ i Jehovah: Raha mahafoana ny fanekeko ny amin’ ny andro sy ny fanekeko ny amin’ ny alina ianareo, mba tsy hisy andro sy alina amin’ ny fotoany,

Matthew 24:35Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.

James 1:17Ny fanomezan-tsoa rehetra sy ny fanomezana tanteraka rehetra dia avy any ambony ka midìna avy amin’ ny Rain’ ny fanazavana, Izay tsy misy fiovaovana na aloka avy amin’ ny fihodinana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 89:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 89:33Bokin'ny Salamo 89Bokin'ny Salamo 89:35 →