Bokin'ny Salamo 89:35
Ny fanekeko tsy hotsoahako, Ary ny nolazain’ ny molotro tsy hovako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Once have I sworn by my holiness that I will not lie unto David.
In Context
34Nefa ny famindram-poko tsy hofoanako aminy, Ary ny fahamarinako tsy havadiko,
Read all of Bokin'ny Salamo 89
Cross References
Psalms 110:4Efa nianiana Jehovah ka tsy hanenina: Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon’ i Melkizedeka.
Amos 4:2Jehovah Tompo efa nianiana tamin’ ny fahamasinany hoe: Indro, ho avy aminareo ny andro hitarihany anareo amin’ ny farango sy izay sisa aminareo amin’ ny fintana.
2 Thessalonians 2:13Fa izahay tsy maintsy misaotra an’ Andriamanitra mandrakariva ny aminareo, ry rahalahy malalan’ ny Tompo, satria Andriamanitra efa nifidy anareo hatramin’ ny voalohany hahazo famonjena amin’ ny fanamasinan’ ny Fanahy sy ny finoana ny marina,
Hebrews 6:13Fa Andriamanitra nanao teny fikasana tamin’ i Abrahama ary satria tsy nisy lehibe noho ny tenany izay azony nianianana, dia nianiana tamin’ ny tenany Izy