The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 91 › Bokin'ny Salamo 91:5

Bokin'ny Salamo 91:5

Tsy hatahotra ny horohoro nony alina ianao, Na ny zana-tsipìka manidina nony andro,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou shalt not be afraid for the terror by night; nor for the arrow that flieth by day;

In Context

4Ny volon’ elany no anaronany anao, Ary ao ambanin’ ny elany no hialofanao; Ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahamarinany.

6Na ny areti-mandringana mandeha amin’ ny maizina, Na ny fandringanana mandripaka amin’ ny mitataovovonana.

Read all of Bokin'ny Salamo 91

Cross References

Job 4:13Tamin’ ny eritreritra avy amin’ ny tsindrimandry alina, raha sondrian-tory ny olona,

Job 6:4Fa ny zana-tsipiky ny Tsitoha mitsatoka amiko, ka mifoka ny poizina avy aminy ny fanahiko; Ary ny fampitahorana Andriamanitra milahatra hamely ahy.

Psalms 3:5Amin’ ny feoko no iantsoako an’ i Jehovah, ary any an-tendrombohiny masìna no mamaly ahy Izy.

Psalms 46:2Andriamanitra no aro sy hery ho antsika; Mpamonjy mora azo indrindra amin’ ny fahoriana Izy.

Proverbs 3:23Dia handroso aman-toky ianao, Ka tsy ho tafintohina ny tongotrao.

Proverbs 3:25Aza manahy ny tahotra avy tampoka, Na ny rivo-doza mamely ny ratsy fanahy, raha avy izany;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 91:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 91:4Bokin'ny Salamo 91Bokin'ny Salamo 91:6 →