The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 3 › Bokin'ny Ohabolana 3:23

Bokin'ny Ohabolana 3:23

Dia handroso aman-toky ianao, Ka tsy ho tafintohina ny tongotrao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then shalt thou walk in thy way safely, and thy foot shall not stumble.

In Context

22Ka dia ho ain’ ny fanahinao izany Ary ho firavaky ny vozonao,

24Tsy hatahotra ianao, raha mandry; Eny, handry ianao, ary ho mamy ny torimasonao.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 3

Cross References

Psalms 37:31Ny lalàn’ Andriamaniny no ao am-pony; Tsy mba ho solafaka ny diany.

Psalms 91:12Eny an-tànany no hitondran’ ireo anao, Fandrao ho tafintohina amin’ ny vato ny tongotrao.

Psalms 121:8Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra, Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.

Proverbs 4:12Raha mandeha ianao, dia tsy ho etỳ ny lalanao; Ary raha mihazakazaka ianao, dia tsy ho tafintohina.

Proverbs 10:9Izay mandeha tsy misy tsiny no mandeha matoky; Fa izay maniasia amin’ ny alehany dia fantatra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 3:23

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 3:22Bokin'ny Ohabolana 3Bokin'ny Ohabolana 3:24 →