Bokin'ny Salamo 91:9
Satria hoy ianao: Jehovah ô, Hianao no aroko, Sady nataonao ho fonenanao ny Avo Indrindra,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Because thou hast made the LORD, which is my refuge, even the most High, thy habitation;
In Context
8Hijery maso fotsiny ianao, Ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy.
10Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao.
Read all of Bokin'ny Salamo 91
Cross References
Psalms 9:3Ho faly sy ho ravoravo aminao aho; hankalaza ny anaranao aho ry Avo Indrindra ô,
Psalms 90:1Fivavak’ i Mosesy, lehilahin’ Andriamanitra. Tompo ô, efa fonenanay hatramin’ ny taranaka rehetra Hianao.
Psalms 142:4Raha reraka ato anatiko ny fanahiko, dia fantatro ny alehako; Eo amin’ ny lalana izorako No nanafenany fandrika hamandrihany ahy.