The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 91 › Bokin'ny Salamo 91:10

Bokin'ny Salamo 91:10

Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

There shall no evil befall thee, neither shall any plague come nigh thy dwelling.

In Context

9Satria hoy ianao: Jehovah ô, Hianao no aroko, Sady nataonao ho fonenanao ny Avo Indrindra,

11Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin’ izay rehetra halehanao.

Read all of Bokin'ny Salamo 91

Cross References

Deuteronomy 7:15Ary harovan’ i Jehovah tsy ho azon’ aretina ianao, ka tsy hisy hameliny anao ny aretin-dratsin’ i Egypta, izay fantatrao; fa hataony amin’ izay rehetra mankahala anao kosa ireny.

Psalms 121:7Jehovah hiaro anao amin’ ny ratsy rehetra; Eny, hiaro ny fanahinao Izy.

Romans 8:25Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin’ ny faharetana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 91:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 91:9Bokin'ny Salamo 91Bokin'ny Salamo 91:11 →