The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 94 › Bokin'ny Salamo 94:6

Bokin'ny Salamo 94:6

Ny mpitondratena sy ny vahiny vonoiny, Ary ny kamboty dia matiny

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They slay the widow and the stranger, and murder the fatherless.

In Context

5Ny olonao, Jehovah ô, torotoroiny, Ary ny lovanao ampahoriny;

7Fa hoy izy: Tsy mijery Jehovah, Ary tsy mandinika Andriamanitr’ i Jakoba.

Read all of Bokin'ny Salamo 94

Cross References

Isaiah 13:15Izay rehetra azo dia holefonina, ary izay rehetra tratra dia ho lavon’ ny sabatra.

Jeremiah 22:3Izao no lazain’ i Jehovah: Manaova fitsarana sy fahamarinana ianareo, ka afaho amin’ ny tanan’ ny mpampahory ny olona voaroba; ary aza mampahory na mampidi-doza amin’ ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, ary aza mandatsaka rà marina amin’ ity fitoerana ity.

Malachi 3:5Ary hanatona anareo ho fitsarana Aho ka ho vavolombelona faingana hanameloka ny mpanana ody sy ny mpijangajanga sy ny mpianian-tsy tò sy ny mpampahory ny mpikarama amin’ ny karamany mbamin’ ny mpitondratena sy ny kamboty ary izay mampahory ny vahiny; fa tsy matahotra Ahy izy, hoy Jehovah, Tompon’ ny maro.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 94:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 94:5Bokin'ny Salamo 94Bokin'ny Salamo 94:7 →