Bokin'ny Salamo 94:8
Mahalalà ianareo olona ketrina; Ary ianareo adala, rahoviana re no mba ho hendry ianareo?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Understand, ye brutish among the people: and ye fools, when will ye be wise?
In Context
7Fa hoy izy: Tsy mijery Jehovah, Ary tsy mandinika Andriamanitr’ i Jakoba.
9Ny Mpanao ny sofina va tsy handre? Ny Mpamorona ny maso va tsy hahita?
Read all of Bokin'ny Salamo 94
Cross References
Deuteronomy 32:29Enga anie ka hendry izy mba hahalala izao Ka hahafantatra izay ho farany.
Psalms 73:22Dia ketrina aho ka tsy nahalala; eny, biby teo anatrehanao aho.
Proverbs 1:22Ry kely saina, mandra-pahoviana no hitiavanareo ny fahadalana, Sy hifalian’ ny mpaniratsira amin’ ny faniratsirana, Ary hankahalan’ ny adala ny fahalalana?
Proverbs 12:1Izay tia fananarana no tia fahalalana; Fa izay mandà anatra dia biby.
Jeremiah 8:6Nihaino Aho, ka nandre, fa manao teny tsy marina izy: Ary tsy misy manenina ny amin’ ny haratsiany hoe: Endrey izany nataoko izany! Izy rehetra dia samy mivily mankamin’ ny alehany avy tahaka ny soavaly miriotra ho amin’ ny ady.
Romans 3:11Tsy misy izay mahafantatra, Tsy misy izay mitady an’ Andriamanitra.