Bokin'ny Salamo 73:22
Dia ketrina aho ka tsy nahalala; eny, biby teo anatrehanao aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So foolish was I, and ignorant: I was as a beast before thee.
In Context
21Raha lotika ny foko, ka voatsindrona ny voako,
23Nefa izaho dia eo aminao ihany mandrakariva, mihazona ny tanako ankavanana Hianao.
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
Job 18:3Sao ataonareo ho biby anie izahay ka tahaka ny maloto eo imasonareo?
Psalms 49:10Mba ho velona mandrakizay izy, ka tsy ho latsaka ao amin’ ny lavaka.
Psalms 92:6Jehovah ô, akory ny halehiben’ ny asanao! Lalina indrindra ny fisainanao.
Proverbs 30:2Izaho dia biby, fa tsy olona, Ary tsy manan-tsain’ olombelona aho.
Isaiah 1:3Ny omby mahalala ny tompony, Ary ny boriky ny fihinanam-bilon’ ny tompony; Fa ny Isiraely tsy mahalala, Ny oloko tsy misaina.